Noely, noely, noely
Tonga indray re ny Noely, fety manan-jo!!!
Teraka Jesosy mora fò. Samy faly izao rehetra izao.
Mais avant Noël, nous avons à célebrer le Seigneur par la Fête des Sections
Tiako tiako e !!
Ry Tanindrazanay malala ô ! Ry Madagasikara soa, Ny fitiavanay anao tsy miala,Fa ho anao ho anao doria tokoa Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity. Hiadana sy ho finaritra He ! sambatra tokoa izahay.
Est-ce que vous vous reconnaissez ? Ahh Gloire au Seigneur qui m'a guidé sur mon chemin. Ho avy tsy ho ela anie Jeso.