FPMA Montpellier-FARITANY ATSIMO ANDREFANA- SAMPANA SEKOLIN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA - EGLISE REFORMEE MAGUELONNE-34000 MONTPELLIER

Fête Section 2018

1

 

Récit biblique

 

5 minutes S.A.

 

Réception des élèves

 

Souvenir

 

Feon'orga

recit

 

Objets trouvés

echange

Hafatra ho anao anio.

Manentana anareo handefa araka izay azonareo atao ny zanakareo ho amin'ny Sekoly Alahady. Isan'ny fitaizana tsara indrindra izany. Maro ny tsy mbola tomombana, nefa miezaka hatrany ny hanatsara sy hanitsy izany izahay. Raisinay am-panetre-tena ny fanakianana rehetra avy aty aminareo. Hafaliana ho anay izany satria mety hanampy anay amin'ny asa izany hatrehanay. Dia manonona ny fiadanan'ny Tompo ho an'ny tokantrano rehetra izay mitsidika ireto pejy vitsivitsy ireto.

 


13 Alors on lui amena des petits enfants, afin qu'il leur imposât les mains et priât pour eux. Mais les disciples les repoussèrent.

14 Et Jésus dit : Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi; car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent.

15 Il leur imposa les mains, et il partit de là.

(Mathieu chap.19)

 


Hiran'ny lanitra